-x-antambahoaka_1th_text_ulb/03/06.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 6 Ndreka tonga taminay Timoty avy tagny aminareo de nitondra vaovao mahafali'ny finoana sy ny fitiavanareo anay. Nizaka taminay fa anreo de managna fahatsiarovana tsara anay fehizay, ka anareo de magniry be ny ahita anay kara ny fagnirianay ahita anareo. \v 7 Noho zany, ry rahalay, zahay de nampatanjainareo nohon'ny finoanareo, tagnatin'ny fanaitaignana sy ny fijaliana marobe.