-x-antambahoaka_1th_text_ulb/03/04.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 4 Marina tegnany, raha niaraka taminareo zahay, de nizaka taminareo taloha fa atsena de tsy mentsy ampijaliana, ka niseho zany, araka ny fantatrareo. \v 5 Ka amin'ny anton'ny zany, ndreka tsy nadigny koa zaho, de nagniraka mba ahalalako ny finoanareo. Angamba ny mpangala fagnay de efa nagnala fagnay anareo, ka ho tsisy dikany ny asantsena.