-x-antambahoaka_1th_text_ulb/02/17.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 17 Tafasaraka taminareo zahay, ry rahalay, nandritry ny fôtona fohika, tamin'ny fagnatrehana tsy tamin'ny fo. Tena nazoto be zahay, nagniry be, ny hahita ny tegnareo.\v 18 Satria nagniry ny ho agny aminareo zahay, izaho, Paoly, matetika, anefa nanakana anay i Satana. \v 19 Fa ino ma fagnantegnananay amin'ny ho avy, na fifaliana, na satroboninahitry ny fandresena eo agnatrehan'i Jesôsy Tompntsika amin'ny fihaviany? \v 20 Moa tsy kara ny sanagny my koa va anareo? anareo no voninahitray sady fifalianay.