-x-antambahoaka_1th_text_ulb/02/14.txt

1 line
697 B
Plaintext

\v 14 Satria anareo, ry rahalahy, de nanjary karan'ny fiangonan'Andriamanitra agny Jodia zay amin'i Jesôsy Kristy.Fa anareo my koa de nijaly tamin'ny iregny raha iregny noho ny nataon'iary zareo mpiray tanindrazana taminareo, kara ny nahazo an'iary zareo koa no nataon'ny Jiosy tamin'azy. \v 15 Iary zareo Jiosy no namono an'i Jesôsy Kristy mbamin'ny mpaminany. Iary zareo Jiosy no nandrôka anay . Tsy nagneky an'Andriamanitra iary zareo. Fa koja, iary zareo de fahavalon'ny olona marobe. \v 16 Iary zareo de nandrara anay tsy hizaka amin'ny Jentilisa mba tsy hamonjena an'iary zareo. Vokatry zany de manota fehizay iary zareo. Ny fahavignirana de tsy mentsy avy amin'iary zareo amin'ny farany.