-x-antambahoaka_1th_text_ulb/02/07.txt

1 line
680 B
Plaintext

\v 7 Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] \v 8 De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be.\v 9 Satria tadidinareo, ry rahalay, ny asanay sy ny faharerahanay. Andro aman'alina no niasanay mba tsy hanahiragnanay ny raika aminareo. Nandritra zany fotôna zany, de nitory ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo zahay.