-x-antambahoaka_1th_text_ulb/01/02.txt

1 line
329 B
Plaintext

2 Magnome fisôrana an'Andriamanitra fezay zahay ny aminareo marobe, sady mitondra am-bavaka anareo fonga. 3 Zahay de tsy nijanogna ny mahatsiaro anareo eo anatrehan'Andriamanitra Iabantsena avy amin'ny asan'ny finoanare, ny asan'ny fitiavanareo, mban'ny fitokisanareo maharitra ho an'ny ho avy amin'i Jesôsy Kristy Tompontsika.