\v 5 Satria tsy de nampiasa na ovena na ovena ny teny mandrombo zahay, araka ny fantatrareo, na koa ho fialan-tsiny amin'ny fagniriana, satria Andriamanitra no vavolombelonay.\v 6 Na koa niaragna voninahatra avy tamin'olona zahay, na koa avy aminareo, na avy amin'ny sanagny. Izahay de afaka nitaky valisoa kara iregny apôstôlin'i Kristy.