\v 1 Fa ny tegnanareo de mahafantatra, ry rahalay, ny fatongavanay teto aminareo de tsy fĂ´gna. \v 2 Lalanareo fa tagny aloha de nijaly sy nalaina baraka tagny Filipy zahay. Izahay de nasay hizaka ny Filazantsaran'Andriamanitray taminareo tagnatiny fanoherana lehibe.