Fa na mbola an'ny atoandro atsena, de tsy mentsy mahafehy tegna sady misikina finoana sy fitiavana ho fiarovan-tratra, ka ny antoky ny famonjena amin'ny ho avy ho fiarovan-dohantsena. Fa Andriamanitra tsy nanokana antsena ho amin'ny fahavignirana, fa mba hazaoana famonjena amin'ny alalan'i Jesôsy Tompontsika. Izy efa maty ho antsena, na mifoa atsena na na mandry, de