\v 7 Fa Andriamanitra tsy nagnatso anay amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana.\v 8 Noho zany, zay tsy magneky an'zany de tsy mandà olona, fa Andriamanitra, zay nagnome ny Fanahy Masina ho anareo.