auto save
This commit is contained in:
parent
a5e105a407
commit
d296f15715
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be. Satria tadidinareo, ry rahalay, ny asanay sy ny faharerahanay.
|
Fa koja, zahay de tsotra taminareo ôtra ny Endry mampahery ny zanagny nateragny. [Fagnamarinana: iregny dikan-teny hafa sanagny de mivaky ôtrany zao: "Fa koja, zahay de ôtrany zazabitaka taminareo, ndreka nampahery ny zanagny nateragny ny Endriny."] De kara zany no nanagnanay fitiavana anareo. Faly zahay magnome anareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra fotsiny, fa ny fiaignanay manokana my koa. Satria anareo de nanjary tena tenay be. Satria tadidinareo, ry rahalay, ny asanay sy ny faharerahanay. Andro aman'alina no niasanay mba tsy
|
Loading…
Reference in New Issue