From d282c53994d7f20ffd3dbfe04f867a5f13ceb434 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 01:45:09 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 4b4c345..83c523a 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra. Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, hanagnanareo fitondran-tegna tsara eo agnatrehan'iregny tsy mino sady tsy hanagna raha \ No newline at end of file +\v 9 \v 12 Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. \v 10 Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra.\v 11 Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, hanagnanareo fitondran-tegna tsara eo agnatrehan'iregny tsy mino sady tsy hanagna raha mampanahirana. \ No newline at end of file