auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 04:48:53 -04:00 committed by root
parent 3e6b74587d
commit 7baa5d8213
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 19 \v 20 Tafasaraka taminareo zahay, ry rahalay, nandritry ny fôtona fohika, tamin'ny\v 18 fagnatrehana tsy tamin'ny fo. Tena nazoto be zahay, nagniry be, ny hahita ny tegnareo. Satria nagniry ny ho agny aminareo zahay, izaho, Paoly, matetika, anefa nanakana anay i Satana. Fa ino ma fagnantegnananay amin'ny ho avy, na fifaliana, na satroboninahitry ny fandresena eo agnatrehan'i Jesôsy Tompntsika amin'ny fihaviany? Moa tsy kara sanagny my koa va anareo? anareo no voninahitray sady fifalianay.
\v 17 Tafasaraka taminareo zahay, ry rahalay, nandritry ny fôtona fohika, tamin'ny fagnatrehana tsy tamin'ny fo. Tena nazoto \v 18 be zahay, nagniry be, ny hahita ny tegnareo. Satria nagniry ny ho agny aminareo zahay, izaho, Paoly, matetika, anefa nanakana anay i Satana. \v 19 Fa ino ma fagnantegnananay amin'ny ho avy, na fifaliana, na satroboninahitry ny fandresena eo agnatrehan'i Jesôsy Tompntsika amin'ny fihaviany? \v 20 Moa tsy kara ny sanagny my koa va anareo? anareo no voninahitray sady fifalianay.