auto save
This commit is contained in:
parent
62ebb12cd4
commit
787257fb6e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa na mbola an'ny atoandro atsena, de tsy mentsy mahafehy tegna sady misikina finoana sy fitiavana ho fiarovan-tratra, ka ny antoky ny famonjena amin'ny ho avy ho fiarovan-dohantsena. Fa Andriamanitra tsy nanokana antsena ho amin'ny fahavignirana, fa mba hazaoana famonjena amin'ny alalan'i Jesôsy Tompontsika. Izy efa maty ho antsena, na mifoa atsena na mandry, de afaka miaraka miaigna amin'Azy. Ka amin'zany mifampio
|
||||
\v 8 \v 10 \v 11 Fa na mbola an'ny atoandro atsena, de tsy mentsy mahafehy tegna sady misikina finoana sy fitiavana ho fiarovan-tratra, ka ny antoky ny famonjena amin'ny ho avy ho fiarovan-dohantsena. \v 9 Fa Andriamanitra tsy nanokana antsena ho amin'ny fahavignirana, fa mba hazaoana famonjena amin'ny alalan'i Jesôsy Tompontsika. Izy efa maty ho antsena, na mifoa atsena na mandry, de afaka miaraka miaigna amin'Azy. Ka amin'zany mifampionona sy mifampahereza anareo, kara ny efa nataonareo.
|
Loading…
Reference in New Issue