auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 01:45:09 -04:00 committed by root
parent 9435c3f0b1
commit 646e6b7a70
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny tegnan'ny Tompo no hijotso avy agny an-dagnitra. Ho tonga miaraka amin'ny feo mafy be Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, sady miaraka amin'ny trômpetra an'Andriamanitra, ka ny maty ao amin'ny Kristy no hitsangana voalohany. Aviteo atsena zay velona, zay sisa tafapetraka, hiaraka hiakatra amin'iregny egny amin'ny rahogna ka hifankahita amin'ny Tompo
Fa ny tegnan'ny Tompo no hijotso avy agny an-dagnitra. Ho tonga miaraka amin'ny feo mafy be Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, sady miaraka amin'ny trômpetra an'Andriamanitra, ka ny maty ao amin'ny Kristy no hitsangana voalohany. Aviteo atsena zay velona, zay sisa tafapetraka, hiaraka hiakatra amin'iregny egny amin'ny rahogna ka hifankahita amin'ny Tompo egny amin'ny habakabaka.