diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index ca8adf4..f20aa89 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra. Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tegnanare \ No newline at end of file +Momban'ny fifankatiavan'ny mpirahalay, tsy ilanareo olon-kafa ny hanoratra an'zany ho anareo, fa ny tegnanareo de nampian'Andriamanitra mba hifankatia. Ataonareo tegnany zany, ho an'iregny rahalay marobe zay eragn'i Makedonia. Fa zahay de magnanatra anareo, ry rahalay, mba hagnano mihoatra. Magnanatra anareo my koa zahay mba hagnandrana hiaigna am-pilaminana, hisaigna ny asanareo manokana, sady hiasa ny tàgnanareo manokana, kara ny nandidiany anareo, \ No newline at end of file