auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 01:45:09 -04:00 committed by root
parent 3767087beb
commit 2b1a59cd05
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zao ny sitrapon'Andriamanitra, de ny hagnamasinana anareo, mba hegnanareo amin'ny fampirafesana, zay ahafantaran'ny tsirai-draika avy aminareo ny fomba azaona ny fanakiny ny tegnany ao amin'ny fahamasinana sy voninahitra, tsy amin'ny filan-dratsy (kara an' iregny Jentilisa zay tsy mahalala an'Andriamanitra). Aoka tsy olona hampitovy na hagnaratsy ny rahalainy amin'zany. Fa ny Tompo no mamaly amin'zany
Fa zao ny sitrapon'Andriamanitra, de ny hagnamasinana anareo, mba hegnanareo amin'ny fampirafesana, zay ahafantaran'ny tsirai-draika avy aminareo ny fomba azaona ny fanakiny ny tegnany ao amin'ny fahamasinana sy voninahitra, tsy amin'ny filan-dratsy (kara an' iregny Jentilisa zay tsy mahalala an'Andriamanitra). Aoka tsy olona hampitovy na hagnaratsy ny rahalainy amin'zany. Fa ny Tompo no mamaly amin'zany raha marobe zany, ôtra ny nampitandremanay mialon