auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 04:48:53 -04:00 committed by root
parent f9d2c1f8ac
commit 1ac3819bc3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Ndreka tonga taminay Timoty avy tagny aminareo de nitondra vaovao mahafali'ny finoana sy ny fitiavanareo anay. Nizaka taminay fa anreo de managna fahatsiarovana tsara anay fehizay, ka anareo de magniry be ny ahita anay kara ny fagnirianay ahita anareo. Noho zany, ry rahalay, zahay de nampatanjainareo nohon'ny finoanareo, tagnatin'ny fanaitaignana sy
\v 7 \v 6 Ndreka tonga taminay Timoty avy tagny aminareo de nitondra vaovao mahafali'ny finoana sy ny fitiavanareo anay. Nizaka taminay fa anreo de managna fahatsiarovana tsara anay fehizay, ka anareo de magniry be ny ahita anay kara ny fagnirianay ahita anareo. Noho zany, ry rahalay, zahay de nampatanjainareo nohon'ny finoanareo, tagnatin'ny fanaitaignana sy ny fijaliana marobe.