auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 01:45:09 -04:00 committed by root
parent b32e45f68e
commit 0694c93112
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mangataka aminareo zahay, ry rahalay, mba hagnekenareo zay misahirana aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo sady magnanatra anareo. Magnataka aminareo my koa zahay mba hagnaja an'iary zareo am-pitiavana naho ny asan'iary zareo. mihavàna amin'ny tegnanareo. Magnanatra anareo zahay, ry rahalay: ampitandremo ny fikorontagnana, hampaherezo iregny ketraka, ampeo ny malemy, maha
Mangataka aminareo zahay, ry rahalay, mba hagnekenareo zay misahirana aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo sady magnanatra anareo. Magnataka aminareo my koa zahay mba hagnaja an'iary zareo am-pitiavana naho ny asan'iary zareo. mihavàna amin'ny tegnanareo. Magnanatra anareo zahay, ry rahalay: ampitandremo ny fikorontagnana, hampaherezo iregny ketraka, ampeo ny malemy, mahareta amin'ny raha maro