auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 04:48:53 -04:00 committed by root
parent c0493fe152
commit 048f49b86d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny zany, ndreka tsy afaka niaritra an'zany koa zahay, de neveranay fa tsara ny mipetraka raika tagny Atena. Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampatanjaka sy hampahery amin'ny finoanareo. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny sanagny taloha de mivaky hoe: "Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpanompon'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy."]
Tamin'ny zany, ndreka tsy afaka niaritra an'zany koa zahay, de neveranay fa tsara ny mipetraka raika tagny Atena. Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampatanjaka sy hampahery amin'ny finoanareo. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny sanagny taloha de mivaky hoe: "Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpanompon'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy."] Namboarinay zany mba tsy hisy olona taitra noho iregny