auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 03:47:42 -04:00 committed by root
parent 5d253970b5
commit 03b5785943
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy tenay tsy ho fantatrareo, ry rahalay, ny mikasika an'iary zareo efa maty, mba tsy hampalahelo anareo ôtra ny sanagny zay tsy managna fagnantenana amin'ny ho avy. Fa ndreka mino atsena fa Jesôsy de maty ka velona ndreka, de kara zany no hitondran'Andriamanitra miaraka amin'i Jesôsy iregny zay efa maty tamin'azy. Fa zao no zakaina
Fa tsy tenay tsy ho fantatrareo, ry rahalay, ny mikasika an'iary zareo efa maty, mba tsy hampalahelo anareo ôtra ny sanagny zay tsy managna fagnantenana amin'ny ho avy. Fa ndreka mino atsena fa Jesôsy de maty ka velona ndreka, de kara zany no hitondran'Andriamanitra miaraka amin'i Jesôsy iregny zay efa maty tamin'azy. Fa zao no zakainay aminareo amin'ny tenin'ny Tompo