\v 3 Satria ny fagnanaranay de tsy tamin'ny teny diso, na tamin'ny teny ratsy, na tamin'ny famitahana.\v 4 Fa koja, araka ny nagneken'Andriamanitra anay mba hatokisana amin'ny Filazantsara, noho zany de mizaka zahay. Mizaka zahay, tsy hafaly ny olona, fa hafaly an'Andriamanitra. Izy no mahafantatra ny fonay.