-x-antambahoaka_1th_text_ulb/03/01.txt

1 line
592 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 09:27:06 +00:00
\v 1 Tamin'ny zany, ndreka tsy afaka niaritra an'zany koa zahay, de neveranay fa tsara ny mipetraka raika tagny Atena.\v 2 Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy, mba hampatanjaka sy hampahery amin'ny finoanareo. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny sanagny taloha de mivaky hoe: "Nagniraka an'i Timoty zahay, rahalainay sady mpanompon'Andriamanitra ao amin'ny filazantsaran'i Kristy."] \v 3 Namboarinay zany mba tsy hisy olona taitra noho iregny fijaliana iregny. Fa ny tegnanareo de mahalala fa zany no nagnendrena antsena.