-x-antambahoaka_1th_text_ulb/05/04.txt

1 line
437 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-25 06:30:46 +00:00
\v 4 Fa anareo, ry rahalay, de tsy agnatiny haizigna ka hagnatratra anareo tampoka kara ny mpangalatra amin'ny atoandro zany. \v 5 Fa anareo ndreka de zanaky ny mazava sy zanaky ny atoandro.\v 6 Noho ny zany, andao atsena tsy hoandry kara ny famboarin'ny sanagny. Fa atsena koja, aoka hitandrina sy hamehy tegna. \v 7 Fa iary zareo zay mandry de magnano an'zany amin'ny alina, ka iary zareo mamo de magnano an'zany my koa amin'ny alina.