jks222111_plt-x-sihanaka_mr.../14/60.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 60 Ary ny mpisorona be nitsangana tampivoan-jareo nagnontany an'i Jesosy Iizy nagnao hoe: ''Tsy manana havaly akory va ianao? Ino no iampangan'ireto ola ireto Anao?''\v 61 Fa nangina Jesosy sady tsy namaly azy akory. Dia mbola nagnontany an'Azy inadray ny mpisorona be nagnano hoe: ''Ianao va no Kristy, zanak'Andriamanitra feno fitahiana?'' \v 62 Dia hozy Jesosy: ''Izaho no Izy'' ary ho hitanareo ny zanak'ola hipetraka eo ankavanan'ny haerin'Andriamanitra sady avy amin'ny rahon'ny lanitra.