jks222111_plt-x-sihanaka_mr.../14/22.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 22 Raha mbola tampihinana ry zareo, nalain'i Jesosy ny mofo, nataony ny fisaorana dia nipolany ny mofo natolony Azy izany dia hozy: ''Raiso, ity ny tenako.'' \v 23 Dia nandry ny kapoaka Izy, nataony ny fisaorana dia natolony anjareo ka nisotro tamin'izany izy dahôly. \v 24 Dia hozy taminjareo: ''Ity no rako amin'ny fanekem-pihavavana, izay halatsako ho an'ny marobe.'' \v 25 Tegneniko marina aminareo, tsy mba hisotro voaloboka intsony aho raha any amin'ny fanjakan'Andriamanitra indray.