jks222111_plt-x-sihanaka_mr.../14/15.txt

1 line
236 B
Plaintext

\v 15 Atorony anareo ny efitrano geda ambony rehana efa vonona tsara izany. Ao isika hagnano fanomanana dahôly.\v 16 Dia lasa ny mpianatra namonjny ny tanàna. Tazanjareo dahôly nafarany taminy, dia nanomana ny hanina ny Paska zareo.