jks222111_plt-x-sihanaka_mr.../14/10.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 10 Ary Jodasy Iskariota, iray amin'izy roa ambin'ny folo lahy, dia lasa nakaigny amin'ny lohan'ny mpisorona afahany hamadika anm'i Jesosy. \v 11 Rehefa nandre izany ireo lohan'ny mpisorona dia faly ka nampanantena hanome vola an'azy dia nagnomboka nikaraka ny fomba mety hamadiana an'azy izy.