jks222111_plt-x-sihanaka_mr.../14/03.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 3 Ary tany Betania Jesosy nihinan-kanina tao an-dranon'ny Simona boka, dia nagnantona an'Azy ny vehivavy raika izay nitondra tavoara mangotra lafo vidy be. Novakiny ila tavoara nisy menaka mangotra dia natondrany tamin'ny lohan'i Jesosy. \v 4 Nahasosy ny ola betsaka anefa izany. Nifampireseka ry zareo ka nagnano hoe: ''Ino no antony izao fandaniam-poana izao?'' \v 5 Menaka mangotra afaka amidy mihoatra ny denaria telonjato iny ka homena ny mahantra. NDia shosy mafy tamin'ilay vehivavy ry zareo.