jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/33.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 33 \v 34 \v 35 Ary Ize namaly oe: "Zove no reniko, ary zove no ralahiko?" Ary nitodika tamin'olona nipetraka magnodidigna ananje Ize ary oy Ize: "Itogno ny reniko sy ny ralahiko! Fa na zove na zove no magnano ny sitrapon'Andriamanitra, de ize no ralahiko sy anabaviko ary reniko."