jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/26.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 26 \v 27 Ra mikome amin'ny tegnane i Satana, de siaefa na inona na inona ize,ary de izane no vitane amine. Sisy afaka iditra ao andragnon'olona maere mba androbaka anaze sy ny fanagnane ra sy afatony aloha ilay maere.