jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/23.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 23 \v 24 \v 25 De nangian'i Jesosy izarô ka nozakene tamin'ny alàlan'ny fagnoarana oe: "nahoana no afahan'i Satana mandroaka an'i Satana? Ra misy fanjakana miade andragno de orava izane. Ary ra misy miaratrano miade andragno de si maaritra izane.