jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/17.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 17 \v 18 \v 19 tiô koa Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahany, izay namene anarana oe Boanarijesy izay midika ho zana-baratra, Andre, Filipo, Bartolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak'i Alfeo, Tadeo, Simona kananita ary farany i Jodasy Iskariota izay namadika an'i Jesosy.