jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/13.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 De nagnatona tavirana Ize ary nantsovane ireo tiane hiarakamananje de nakiô aminy ireo. Roambinifolo no isan-jarô, izay alefany hetore miaraka amin'ny faefana handroaka ny devoly. Togna aby izarô roambinifolo izay nofidine: Simona, izay antsovana oe Petera,