jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/07.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Sitiô Jesosy sy ny mpianane nefa maro ny nagnaraka ananje hatrany Galilia, hatrany Jodia ka hatrany Jerosalema sy Edoma ary hatramin'ny amoron'ny Jordana ka magneragna an'Tira sy Edona de maro no nafantata ny nataone ka nagnatona ananje.