jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/25.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 25 \v 26 De namalianjarô Jesosy: "Sinovakianarô angamba izay nataon'i Davida raa refogna izarô niaraka taminy? Nahoana ny fomba nidirane tao antrangnon'Andriamanitra tamin'ny andon'ny Abiatara mpisorogna, ka niinana ny mofo izegne votokana hoan'ny mpisorogna iane, ary koa nagnomezane anireo izae niarakataminy?"