jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/23.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 23 \v 24 Ary indray andro Sabata Jesosy nande tegne amin'ny tane nise varim-bazaha, ary nanomboka namentina voam-barim-bazaha ny mpianane. De oy ny Fariseo: "Antegno, nahoana izaeô magano raha sy araky ny lalànan'ny andro Sabata?"