jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/20.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 20 \v 21 Oave ny andro izay ekaran'ny mpampiakatra de amizane andro izane, no ifade rahanina izarô. Fa sisy manobigna lamba rota amin'ny lamba vao, satria zaszane, de iala izagne nanombegnana ananje, ary ny vao de iala amin'ny rota, fa raha izegne de vao mainka lehibe ny rovitra.