jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/18.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 18 \v 19 Ny mpianatry Jaona sy ny Fariseo de mifade rahanina. De tonga zarô nagnadina an'i Jesosy oe: " Famaninona ny mpianatry Jaona sy ny Fariseo de mifade rahanina fa ny mpianatranô kosa de sy mba mifade?" De namale anjarô Jesosy: "Afaka mifade rahanina va ny mpagnatrika ny fampekarana raha mbola akiô ny mpampiakatra? Raa mbola akiô ny mpampiakatra de si agnano izane zarô.