jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/15.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 15 \v 16 Raa tonga tao antranony Leve Jesosy de nomena rahanina, de niara-niinana tamina mpagnangona karatra sy ny olona rasy tondrategna maro Ize niaraka tamin'ny mpianane. Ary zarô mpitondra fanjakana, izay fariseo, raa naita an'i Jesosy niaraka ninan-dranina tamin'ireo olona rasy tondrategna,, sy zarô mpagnangona karatra, de nagnadina anjarô mpianane: "Nahoana Ize no miara-miinana amin'ny mpagnangona karatra sy olona rasy tondrategna?"