jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/10.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 10 \v 11 \v 12 Izane no ataoko de mba afantaranarô fa managna faefana hamela fahadisoana aty antane ny Zanak'olona, "De nizaka tamin'ny ilae maleme ize oe: "Zakeko aminô batsio ny fandrianô de mandana mode." De nisanga ilae maleme ka nibata ny fandriane, ary nivoakaamilae tragno ize teo anivon'ny olona maro, ka de gaga taminizane izarô ka nidera an'Andriamanitra ary nizaka oe: "Sy mbola naita raha karanize ize."