jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/05.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 Raha naita ny finoan-jarô, Jesosy de nizaka oe: Zanaka, navla ny elokanô." Ary ireo mpitondra fanjakana nitoetra tiô de mimeninimenigna tao ampone oe: "Diso io lilae io! fa zove ize managna faefana hamela fahadisoana? Mizaka rasi Ize! Fa si Andriamanitra rekamiva no afaka magnono izne?"