jks222111_bzc_mrk_text_reg/10/49.txt

1 line
204 B
Plaintext

\v 49 Mibodika Jesosy ary nagnanso anaze. Nangianjareo ilae zamba ary nokasiane: "Maereza, misangana fa angiane anô." \v 50 Narian'ilae zamba ny lambane ary nisangana nensabotra nankio amin'i Jesosy ize.