jks222111_bzc_mrk_text_reg/09/17.txt

1 line
553 B
Plaintext

\v 17 Ary nise reka tamanjarô olona lalina namale nagnano oe: "Mpampianatra ô, nindôko aketo aminô ny zanakolae mise fagnae rase simampizaka ananje ize, \v 18 ary nanambotra ananje io fanae rase io, ka nandavolavo ananje ary nandoa manore ize sy nampiade nife, ary lasa lavo niinjitra de nangataka taman'ny mpianatra ny tegnako mba amoaka fanae rase io iala amanaje. Kanefa sivitanjarô zane. \v 19 Ary nizaka ananje Ize: "Ry taranaka simino, efa oviana no nitoerako teto amanarô? Ary efa ela no nandeferako tamanarô? Andose atỳ amanaa ny zaza."