jks222111_bzc_mrk_text_reg/09/14.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 14 Ary reefa nierigna tiô aman'ny mpianatra zarô, de nise olona maro nagnodidina anjarô ary zarô mpitondra fanjakana niaranga evitra taminjarô. \v 15 Ary reefa naita an'i Jesosy zarô, de magnana ny olona lalina ka niazakazaka agnatogna ka nagnome ansafa Ananje. \v 16 Ary nagnadina anjarô mpianane Ize nagnano oe: "Ino no mampisaala anarô aminjarô.