jks222111_bzc_mrk_text_reg/09/09.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 9 Raa nandrorogna ave tegne antavirana izarô, de nizakene mafe mba siizaka na aman-jove na aman-jove ny raa itanjarô, raa siefa isangana aman'ny mate ny Zanak'olona. \v 10 Ary nitana izane zaka izane zarô, kanefa nifagnadina zarô ny dikan'izane oe: "fisanganana aman'ny mate" izane.