jks222111_bzc_mrk_text_reg/07/11.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 11 Kanefa anarô mizaka oe: "Raa mise lilae reka mizaka ny dadane na ny mamane oe: "Izay afaka anampiako anô de efa koribana (izany oe, fanatitra hoan'Anrdiamanitra) \v 12 de sevelanarô agnanô nainona nainona koa ize. \v 13 Kade foagnanarô ny tenin'Andriamanitra nony fomban-drazanarô izay notananarô. Ary raha maro mitovetove aminizane koa no atonarô.