|
\v 17 tiô koa Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahany, izay namene anarana oe Boanarijesy izay midika ho zana-baratra, \v 18 Andre, Filipo, Bartolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak'i Alfeo, Tadeo, Simona kananita ary farany \v 19 i Jodasy Iskariota izay namadika an'i Jesosy. |