jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/13.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 13 De nagnatona tavirana Ize ary nantsovane ireo tiane hiarakamananje de nakiô aminy ireo. \v 14 Roambinifolo no isan-jarô( izay nantsovany hoe Apostoly), izay alefany hetore \v 15 miaraka amin'ny faefana handroaka ny devoly. \v 16 Togna aby izarô roambinifolo izay nofidine: Simona, izay antsovana oe Petera,