jks222111_bzc_mrk_text_reg/03/09.txt

1 line
193 B
Plaintext

\v 9 Nisy sambo bitika nandigne an'i Jesosy sy ny mpianane tiô mba sy itangoronan'ny olona Ize. \v 10 Nanafanafaka olona maro Izy de tonga tiô aby ny marare na de iisatra aman'anje foana aza.